Isaia 40:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iza no mahavita mamatra ny rano rehetra amin’ny felatanany,+ sy mandrefy ny lanitra amin’ny irain-jehy,+ sy mamatra ny vovoky ny tany+ amin’ny kapoaka,* na mandanja ny tendrombohitra amin’ny fandanjana, sy mandanja ny havoana amin’ny mizana?
12 Iza no mahavita mamatra ny rano rehetra amin’ny felatanany,+ sy mandrefy ny lanitra amin’ny irain-jehy,+ sy mamatra ny vovoky ny tany+ amin’ny kapoaka,* na mandanja ny tendrombohitra amin’ny fandanjana, sy mandanja ny havoana amin’ny mizana?