Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+ Matio 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+ Jaona 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy mitsara na iza na iza ny Ray, fa nankininy tamin’ny Zanaka ny fitsarana rehetra,+ Asan’ny Apostoly 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+ Filipianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na dia fanahy tahaka an’Andriamanitra aza izy,+ dia tsy nieritreritra mihitsy ny handrombaka fahefana, izany hoe ny hitovy amin’Andriamanitra.+ 1 Timoty 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Iray ny Andriamanitra+ ary iray ny mpanelanelana+ amin’Andriamanitra+ sy ny olona,+ dia olona iray atao hoe Kristy Jesosy,+ Hebreo 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tao koa no niditra ho antsika ny mpialoha lalana,+ dia i Jesosy, izay tonga mpisoronabe mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka.+ Apokalypsy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe: Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+
7 Aoka aho hilaza ny didin’i Jehovah.Hoy izy tamiko: “Ianao no zanako,+Ary izaho efa tonga rainao androany.+
21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ fa izy no hamonjy+ ny fireneny+ ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+
12 Ary tsy misy olon-kafa hahazoana famonjena, satria tsy misy anarana hafa+ ambanin’ny lanitra nomena ny olona hahazoantsika famonjena.”+
6 Na dia fanahy tahaka an’Andriamanitra aza izy,+ dia tsy nieritreritra mihitsy ny handrombaka fahefana, izany hoe ny hitovy amin’Andriamanitra.+
5 Iray ny Andriamanitra+ ary iray ny mpanelanelana+ amin’Andriamanitra+ sy ny olona,+ dia olona iray atao hoe Kristy Jesosy,+
20 Tao koa no niditra ho antsika ny mpialoha lalana,+ dia i Jesosy, izay tonga mpisoronabe mandrakizay tahaka an’i Melkizedeka.+
16 Ary nisy anarana voasoratra teo amin’ny akanjony ivelany, teo amin’ny feny, hoe: Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo.+