Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+ Lioka 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Zavatra vitsivitsy+ ihany anefa no ilaina, eny, iray monja aza. Fa i Maria kosa nifidy ny tsara kokoa,+ ka tsy halaina aminy izany.” 1 Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika. 1 Jaona 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+
42 Zavatra vitsivitsy+ ihany anefa no ilaina, eny, iray monja aza. Fa i Maria kosa nifidy ny tsara kokoa,+ ka tsy halaina aminy izany.”
22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.
14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+