FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 36:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa mihevi-tena ho zavatra loatra izy,+

      Dia tsy hitany ny fahadisoany, ka tsy ankahalainy.+

  • Isaia 65:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary milaza hoe: ‘Mijanòna eny! Aza manatona ahy, sao hifindra aminao ny fahamasinako.’+ Setroka eo am-bavoroko anefa ireny,+ sady afo mirehitra mandrakariva.+

  • Lioka 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa hoy i Jesosy taminy: “Ianareo milaza tena ho marina eo anatrehan’ny olona,+ nefa fantatr’Andriamanitra ny fonareo.+ Fa izay ataon’ny olona ho ambony dia maharikoriko kosa eo imason’Andriamanitra.+

  • 2 Timoty 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ho mpamadika,+ ho be di-doha, ho mpieboebo,+ ho tia fahafinaretana fa tsy ho tia an’Andriamanitra,+

  • 1 Jaona 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha hoy isika: “Tsy manana ota isika”,+ dia mamita-tena+ sady tsy ao amintsika ny fahamarinana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara