Matio 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy,+ izay tsara tarehy erỳ etỳ ivelany, nefa ao anatiny feno taolam-paty sy izao karazam-pahalotoana rehetra izao. Lioka 11:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Ianareo Fariseo manadio ny ivelan’ny kaopy sy ny vilia, nefa ny ao anatinareo+ feno fandrobana sy faharatsiana.+
27 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy!+ Fa ianareo dia tahaka ny fasana voalalotra fotsy,+ izay tsara tarehy erỳ etỳ ivelany, nefa ao anatiny feno taolam-paty sy izao karazam-pahalotoana rehetra izao.
39 Fa hoy ny Tompo taminy: “Ianareo Fariseo manadio ny ivelan’ny kaopy sy ny vilia, nefa ny ao anatinareo+ feno fandrobana sy faharatsiana.+