Deoteronomia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+ Salamo 107:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Manova ny renirano ho tany efitra Andriamanitra,+Ny loharano ovany ho tany karakaina,+
15 Fa izy no nampandeha anao namakivaky ilay tany efitra lehibe sy mampahatahotra,+ izay onenan’ny bibilava misy poizina+ sy ny maingoka, sady tany karakaina tsy misy rano. Izy koa no namoaka rano ho anao avy tamin’ny harambato,+