Jakoba 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.
5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.