Ohabolana 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny hafatra mafonja+ nolazain’i Agora zanak’i Jake, dia ny teny nambaran’ilay lehilahy tomady tamin’i Itiela, eny, tamin’i Itiela sy Okala. 2 Timoty 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra,+ ary mahasoa mba hampianarana,+ hananarana,+ hanitsiana izay diso,+ hanafaizana+ araka ny fahamarinana,
30 Ny hafatra mafonja+ nolazain’i Agora zanak’i Jake, dia ny teny nambaran’ilay lehilahy tomady tamin’i Itiela, eny, tamin’i Itiela sy Okala.
16 Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’Andriamanitra,+ ary mahasoa mba hampianarana,+ hananarana,+ hanitsiana izay diso,+ hanafaizana+ araka ny fahamarinana,