Salamo 71:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ianao no nianteherako hatrany am-bohoka.+Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibon’i Neny.+Ianao foana no deraiko.+ Isaia 49:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mety hanadino ny zanany mbola minono ve ny vehivavy, ka tsy hangoraka an’izay naloaky ny kibony?+ Mety hanadino tokoa ireny vehivavy ireny,+ fa izaho kosa tsy mba hanadino anao.+
6 Ianao no nianteherako hatrany am-bohoka.+Ianao no namoaka ahy avy tao an-kibon’i Neny.+Ianao foana no deraiko.+
15 Mety hanadino ny zanany mbola minono ve ny vehivavy, ka tsy hangoraka an’izay naloaky ny kibony?+ Mety hanadino tokoa ireny vehivavy ireny,+ fa izaho kosa tsy mba hanadino anao.+