FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nanjairan-dreniny akanjo kely tsy misy tanany koa izy isan-taona. Ary nitondra izany tany amin’i Samoela ny reniny, rehefa niara-niakatra tamin’ny vadiny mba hanolotra ny sorona fanao isan-taona.+

  • Asan’ny Apostoly 9:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia nitsangana i Petera ka niaraka tamin’izy roa lahy. Rehefa tonga tany izy, dia nentin’izy ireo tao amin’ilay efitrano ambony rihana. Ary tonga teo aminy daholo ny vehivavy mpitondratena rehetra, sady nitomany no nampiseho azy ny akanjo sy fitafiana ivelany+ maro nataon’i Dorkasy fony fahavelony.+

  • Titosy 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena,+ hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky+ ny vadiny, mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara