2 Tantara 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nankany Tarsisy+ niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama+ mantsy ny sambon’ny mpanjaka, ary tonga isaky ny telo taona koa ireo sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy+ sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.+ Salamo 107:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ireo midina any an-dranomasina ka mandray sambo+Mba hanao raharaham-barotra eny amin’ny rano midadasika,+
21 Nankany Tarsisy+ niaraka tamin’ny mpanompon’i Hirama+ mantsy ny sambon’ny mpanjaka, ary tonga isaky ny telo taona koa ireo sambon’i Tarsisy, izay nitondra volamena sy volafotsy+ sy ivoara+ sy rajako ary vorombola.+
23 Ireo midina any an-dranomasina ka mandray sambo+Mba hanao raharaham-barotra eny amin’ny rano midadasika,+