Jaona 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andro voalohany+ amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be, mbola maizimaizina, i Maria Magdalena.+ Hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana,
20 Tamin’ny andro voalohany+ amin’ny herinandro, dia nankany am-pasana vao maraina be, mbola maizimaizina, i Maria Magdalena.+ Hitany fa efa nisy nanala ilay vato teo amin’ny fasana,