Ohabolana 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahantra izay kamo miasa,+ fa mampanan-karena kosa ny tanan’ny mazoto.+ Ohabolana 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+ Ohabolana 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ahazoan-tombony ny fandaminana mialoha ataon’ny mazoto,+ fa hahantra kosa izay rehetra maimaika.+
4 Maro ny fanirian’ny kamo, nefa tsy manana na inona na inona izy.+ Tsy hanan-java-mahory kosa ny mazoto.+