-
Asan’ny Apostoly 9:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Dia nitsangana i Petera ka niaraka tamin’izy roa lahy. Rehefa tonga tany izy, dia nentin’izy ireo tao amin’ilay efitrano ambony rihana. Ary tonga teo aminy daholo ny vehivavy mpitondratena rehetra, sady nitomany no nampiseho azy ny akanjo sy fitafiana ivelany+ maro nataon’i Dorkasy fony fahavelony.+
-