Ohabolana 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+ Lioka 10:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Zavatra vitsivitsy+ ihany anefa no ilaina, eny, iray monja aza. Fa i Maria kosa nifidy ny tsara kokoa,+ ka tsy halaina aminy izany.”
31 Satroboninahitra tsara tarehy ny volo fotsy,+ raha ao amin’ny lalan’ny fahamarinana no ahazoana azy.+
42 Zavatra vitsivitsy+ ihany anefa no ilaina, eny, iray monja aza. Fa i Maria kosa nifidy ny tsara kokoa,+ ka tsy halaina aminy izany.”