Joba 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’ny mpanitsakitsa-bady+ kosa dia miandry takariva maizimaizina,+Ary milaza izy hoe: ‘Tsy hisy hahita ahy!’+Saronany koa ny tarehiny. Romanina 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Efa ho lasa ny alina, ka efa manakaiky ny andro.+ Aoka àry isika hanaisotra ny asan’ny haizina,+ ka hitafy ny fitaovam-piadian’ny+ mazava. Efesianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.
15 Ny mason’ny mpanitsakitsa-bady+ kosa dia miandry takariva maizimaizina,+Ary milaza izy hoe: ‘Tsy hisy hahita ahy!’+Saronany koa ny tarehiny.
12 Efa ho lasa ny alina, ka efa manakaiky ny andro.+ Aoka àry isika hanaisotra ny asan’ny haizina,+ ka hitafy ny fitaovam-piadian’ny+ mazava.
11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.