Genesisy 39:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia nisambotra azy tamin’ny akanjony ravehivavy+ sady niteny hoe: “Avia hanao firaisana amiko!”+ Navelany teo an-tanan-dravehivavy anefa ny akanjony, dia nandositra nivoaka tany ivelany izy.+ Apokalypsy 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy Jezebela,+ izay mihambo ho mpaminanivavy sady mampianatra+ sy mamitaka ny mpanompoko+ hijangajanga+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.+
12 dia nisambotra azy tamin’ny akanjony ravehivavy+ sady niteny hoe: “Avia hanao firaisana amiko!”+ Navelany teo an-tanan-dravehivavy anefa ny akanjony, dia nandositra nivoaka tany ivelany izy.+
20 “‘Na izany aza, dia izao no anomezako tsiny anao: Leferinao ilay vehivavy Jezebela,+ izay mihambo ho mpaminanivavy sady mampianatra+ sy mamitaka ny mpanompoko+ hijangajanga+ sy hihinana zavatra atao sorona ho an’ny sampy.+