Ohabolana 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa milentika any amin’ny fahafatesana ny tranony, ary ny lalany kosa midina any amin’ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona.+ Mpitoriteny 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza ratsy toetra loatra koa,+ ary aza manao adaladala.+ Fa nahoana no ho faty ianao nefa mbola tsy fotoana tokony hahafatesanao?+
18 Fa milentika any amin’ny fahafatesana ny tranony, ary ny lalany kosa midina any amin’ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona.+
17 Aza ratsy toetra loatra koa,+ ary aza manao adaladala.+ Fa nahoana no ho faty ianao nefa mbola tsy fotoana tokony hahafatesanao?+