Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana. Ohabolana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Eny, nanao ohabolana izy mba ho malina+ ny tanora fanahy, ary hanam-pahalalana+ sy fahaiza-misaina+ ny zatovo.
7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.
4 Eny, nanao ohabolana izy mba ho malina+ ny tanora fanahy, ary hanam-pahalalana+ sy fahaiza-misaina+ ny zatovo.