Salamo 89:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao ny lanitra,+ ary anao koa ny tany.+Ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy,+ dia ianao no nanao azy.+ Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
11 Anao ny lanitra,+ ary anao koa ny tany.+Ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy,+ dia ianao no nanao azy.+
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+