Ohabolana 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tsy hahita soa ny olona tsy mahitsy fo,+ ary hahita loza izay mivadibadi-dela.+ Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampisy fifandirana ny tenin’ny tsisy saina,+ ary mahatonga azy ho voakapoka ny vavany.+ Mpitoriteny 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+
12 Ahazoana fankasitrahana ny teny aloaky ny vavan’ny hendry,+ fa ny molotry ny adala kosa hitera-pahavoazana ho an’ny tenany.+