Salamo 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy mitaky zanabola izy rehefa mampisambotra,+Ary tsy mandray kolikoly hanamelohana ny tsy manan-tsiny.+Tsy hangozohozo mihitsy izay manao izany rehetra izany.+ Matio 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+ 1 Timoty 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ka hanana harena+ tsara tahiry ho an’ny tenany, izany hoe fototra tsara+ ho amin’ny hoavy. Amin’izay izy dia hifikitra mafy amin’ny tena fiainana.+
5 Tsy mitaky zanabola izy rehefa mampisambotra,+Ary tsy mandray kolikoly hanamelohana ny tsy manan-tsiny.+Tsy hangozohozo mihitsy izay manao izany rehetra izany.+
24 “Koa izay rehetra mandre izany teniko izany ka mankatò, dia hoharina amin’ny lehilahy malina izay nanorina ny tranony teo ambony vatolampy.+
19 ka hanana harena+ tsara tahiry ho an’ny tenany, izany hoe fototra tsara+ ho amin’ny hoavy. Amin’izay izy dia hifikitra mafy amin’ny tena fiainana.+