Salamo 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aoka hiaro ahy ny tsy fivadihana sy ny fahitsiana,+Fa ianao no antenaiko.+ Salamo 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsarao aho+ Jehovah ô, fa tsy mivadika aho.+I Jehovah no itokisako, ka tsy hangozohozo aho.+ Ohabolana 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miaro an’izay tsy manisy ratsy olona ny fahamarinana,+ fa ho voan’ny haratsiam-panahiny ihany kosa ny mpanota.+
6 Miaro an’izay tsy manisy ratsy olona ny fahamarinana,+ fa ho voan’ny haratsiam-panahiny ihany kosa ny mpanota.+