FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Efa nitady hamitaka ahy ny rainareo ka nanova ny karamako impolo, nefa tsy navelan’Andriamanitra hanisy ratsy ahy izy.+

  • Jeremia 39:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Fa hataoko afa-mandositra ianao, ka tsy ho lavon-tsabatra. Ary ny ainao no ho babonao,+ satria natoky ahy ianao’,+ hoy i Jehovah.”

  • Jeremia 40:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Efa novahako anefa izao ny gadra vy tamin’ny tananao. Koa raha tianao ny hiaraka amiko ho any Babylona, dia andao, fa hitsinjo anao aho.+ Fa raha tsy tianao kosa ny hiaraka amiko ho any Babylona, dia mijanòna ihany. Eo anoloanao ny tany manontolo, ka mandehana any amin’izay rehetra tianao haleha sy mahafinaritra anao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara