Salamo 112:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Zava-tsarobidy sy harena no ao an-tranony,+ו [Vao]Ary maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ Ohabolana 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+
22 Hamela lova ho an’ny zafikeliny ny olona tsara toetra, ary ny harenan’ny mpanota kosa tehirizina ho an’ny marina.+