FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 1:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+

  • Ohabolana 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fa ny fikomian’ny+ tanora fanahy no hahafaty azy,+ ary ny tsy firaharahan’ny tsisy saina no haharingana azy.+

  • Matio 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Rehefa mifady hanina+ ianareo, dia aza malahelo tarehy intsony toy ny mpihatsaravelatsihy, fa tsy karakarainy ny tarehiny mba hahitan’ny olona fa mifady hanina izy.+ Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valisoany rehetra.

  • 2 Petera 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Manimba tena+ izy ho valin’ny ratsy nataony.+

      Fahafinaretana ho azy ireo ny manana fiainana mirenty amin’izao antoandrobenanahary izao.+ Toy ny pentimpentina sy tsiny izy ireo, ary finaritra erỳ manao fampianarana mamitaka, rehefa miara-misakafo aminareo amin’ny fanasana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara