Ohabolana 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny mazoto no hahazo ny fitondrana,+ fa ny kamo kosa no hanao asa an-terivozona.+ Ohabolana 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hanana sakafo ampy izay miasa ny taniny,+ fa izay mikatsaka zava-poana kosa hahantra+ fadiranovana.
19 Hanana sakafo ampy izay miasa ny taniny,+ fa izay mikatsaka zava-poana kosa hahantra+ fadiranovana.