Salamo 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Matahora an’i Jehovah, ry olony masina,+Fa tsy ho ory na inona na inona izay matahotra azy.+ Malakia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+ Asan’ny Apostoly 9:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary nandry feizay ny fiangonana+ eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria. Koa nihanatanjaka ny fiangonana, sady nandeha tamin’ny fahatahorana an’i Jehovah+ sy ny fampiononan’ny fanahy masina,+ ka tsy nitsaha-nitombo.
16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+
31 Ary nandry feizay ny fiangonana+ eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria. Koa nihanatanjaka ny fiangonana, sady nandeha tamin’ny fahatahorana an’i Jehovah+ sy ny fampiononan’ny fanahy masina,+ ka tsy nitsaha-nitombo.