2 Mpanjaka 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy nisy afa-tsy mpitaingin-tsoavaly dimampolo sy kalesy folo ary lehilahy iray alina mandeha an-tongotra sisa no tao amin’ny tafik’i Joahaza,+ satria naringan’ny mpanjakan’i Syria ireny,+ ka nohosihoseny toy ny vovoka eny am-pamoloana.+
7 Ary tsy nisy afa-tsy mpitaingin-tsoavaly dimampolo sy kalesy folo ary lehilahy iray alina mandeha an-tongotra sisa no tao amin’ny tafik’i Joahaza,+ satria naringan’ny mpanjakan’i Syria ireny,+ ka nohosihoseny toy ny vovoka eny am-pamoloana.+