Matio 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ka omeo ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra+ ianao, ary andao hanara-dia ahy.”+ Lioka 18:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary avy hatrany dia nahita indray ralehilahy,+ ka nanomboka nanaraka an’i Jesosy ary nanome voninahitra an’Andriamanitra.+ Dia nidera an’Andriamanitra koa ny olona rehetra nahita izany.
21 Ary hoy i Jesosy taminy: “Raha te ho lavorary ianao, dia mandehana amidio ny fanananao ka omeo ny mahantra, dia hanana harena any an-danitra+ ianao, ary andao hanara-dia ahy.”+
43 Ary avy hatrany dia nahita indray ralehilahy,+ ka nanomboka nanaraka an’i Jesosy ary nanome voninahitra an’Andriamanitra.+ Dia nidera an’Andriamanitra koa ny olona rehetra nahita izany.