FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no anjara atokan’Andriamanitra ho an’ny ratsy fanahy,+

      Ary ny lovan’ny olon-dozabe dia ho azony avy amin’ilay Mahery Indrindra:

  • Joba 27:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahatratra azy tahaka ny riaka ny horohoro tampoka.+

      Hopaohin’ny tafio-drivotra izy amin’ny alina.

  • Salamo 37:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ho ringana ny ratsy fanahy,+

      Ary ny fahavalon’i Jehovah dia ho tahaka ny hakanton’ny kijana,

      Izay tsy maintsy ho levona.+ Eny, ho levona ireny ka ho lasa setroka.+

  • 1 Tesalonianina 5:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Rehefa milaza izy ireo+ hoe: “Fandriampahalemana+ sy filaminana!”, dia hanjo azy avy hatrany ny fandringanana+ tampoka, toy ny fitrangan’ny fanaintainana eo amin’ny vehivavy mihetsi-jaza.+ Ary tsy ho afa-mandositra mihitsy izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara