Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+ Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+ Hebreo 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Marina fa tsy misy famaizana toa mahafaly eo no ho eo, fa mampahory.+ Avy eo anefa izy io, dia mitondra vokatra hiadanana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.+ Ary ny fahamarinana+ izany vokatra izany.
5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+
23 Fa jiro ny didy,+ fahazavana ny lalàna,+ ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana,+
11 Marina fa tsy misy famaizana toa mahafaly eo no ho eo, fa mampahory.+ Avy eo anefa izy io, dia mitondra vokatra hiadanana ho an’izay nampiofanina tamin’ny alalan’izany.+ Ary ny fahamarinana+ izany vokatra izany.