Ohabolana 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+
23 Ny fon’ny hendry mahatonga azy ho lalin-tsaina sy handanjalanja izay teneniny,+ ary maharesy lahatra olona ny zavatra lazainy.+