2 Tantara 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy zavatra tsara+ nataonao ihany anefa, satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,+ ary nomaninao ny fonao hitady an’ilay tena Andriamanitra.”+ Asan’ny Apostoly 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah
3 Nisy zavatra tsara+ nataonao ihany anefa, satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,+ ary nomaninao ny fonao hitady an’ilay tena Andriamanitra.”+
19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah