FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Kolosianina 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Amin’izay dia handeha mendrika+ an’i Jehovah+ ianareo mba hankasitrahany tanteraka anareo, raha mbola mahavokatra hatrany koa ianareo eo amin’ny asa tsara+ rehetra, ary raha mbola tsy mitsaha-mitombo ny fahalalanareo marina tsara+ an’Andriamanitra,

  • 1 Petera 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ka aza mamaly ratsy ny ratsy+ na manevateva rehefa misy manevateva.+ Aoka kosa ianareo hirary soa+ satria ho amin’izany no niantsoana anareo, mba handovanareo fitahiana.

  • 1 Jaona 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Koa na inona na inona angatahintsika dia raisintsika avy aminy+ izany, satria mitandrina ny didiny sy manao izay ankasitrahana eo imasony+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara