Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+ Galatianina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta, Jakoba 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa eo amin’izay mialona+ sy tia mifanditra, dia misy korontana mbamin’ny zava-dratsy rehetra+ koa.
14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+
20 fanompoan-tsampy, filalaovana ody,*+ fifandrafiana, fifamaliana, fialonana, fipoahan’ny fahatezerana, fifandirana, fisaratsarahana, sekta,
16 Fa eo amin’izay mialona+ sy tia mifanditra, dia misy korontana mbamin’ny zava-dratsy rehetra+ koa.