Ohabolana 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aleo mitoetra eny an-joron’ny tafontrano,+ toy izay miray trano amin’ny vehivavy tia ady.+ Ohabolana 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aleo mitoetra any an-tany efitra toy izay miray trano amin’ny vehivavy tia ady sady mahasorena.+