Ohabolana 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mampisy fifandirana ny fankahalana,+ fa ny fitiavana kosa manarona ny fahadisoana rehetra.+ 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava fatratra,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+