FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 27:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+

  • 2 Samoela 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tsy nifampiteny tamin’i Amnona mihitsy i Absaloma. Halan’i+ Absaloma mantsy izy, noho ny nampietreny an’i Tamara anabaviny.

  • 1 Mpanjaka 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nianiana tamin’ny anaran’i Jehovah i Solomona Mpanjaka hoe: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* ary mihoatra noho izany aza,+ raha tsy ny ain’i Adonia no manefa noho ny nilazany izany!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara