FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 10:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fahendrena no voa ateraky ny vavan’ny marina,+ fa hofongorana kosa ny lelan’ny mpandainga.+

  • Ohabolana 11:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Hazon’aina no vokatry ny fahamarinana,+ ary hendry izay mahavita mitaona olona.*+

  • Matio 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Izay mivoaka avy amin’ny vava kosa anefa dia avy ao am-po, ka izany no mandoto ny olona.+

  • Efesianina 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka tsy hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay teny tsara ho fampaherezana kosa, rehefa ilaina izany, mba hahasoa an’izay mihaino.+

  • Jakoba 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Afo ny lela.+ Eo amin’ny vatantsika, dia ny lela no feno ny tsy fahamarinana rehetra, satria manisy pentimpentina ny vatana manontolo+ sy mandrehitra ny fizotran’ny fiainana manontolo sady arehitry ny Gehena.*

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara