Genesisy 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa raha mbola tany koa ny tany, dia tsy hitsahatra mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+ Salamo 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Avy any amin’ny faravodilanitra iray no iaingany,Ary any amin’ny faravodilanitra anankiray no amaranany ny diany.+Tsy misy tsy azon’ny hafanany.+
22 Fa raha mbola tany koa ny tany, dia tsy hitsahatra mihitsy ny famafazam-boa sy ny fijinjana, ny hatsiaka sy ny hafanana, ny fahavaratra sy ny ririnina, ary ny andro sy ny alina.”+
6 Avy any amin’ny faravodilanitra iray no iaingany,Ary any amin’ny faravodilanitra anankiray no amaranany ny diany.+Tsy misy tsy azon’ny hafanany.+