FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nataony nifofofofo teny amin’ny lanitra ny rivotra avy any atsinanana,+

      Ary nampisy rivotra mitsoka avy any atsimo izy noho ny heriny.+

  • Salamo 107:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hitan’izy ireo fa rehefa miteny Andriamanitra dia misy rivo-mahery mifofofofo,+

      Ka mampiakatra ny onjan-dranomasina.+

  • Lioka 12:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Rehefa hitanareo fa mitsoka avy any atsimo ny rivotra, dia hoy ianareo: ‘Hisy hafanam-be.’ Ary izany tokoa no mitranga.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara