Ohabolana 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Samy tsy mety voky na ny Fasana* na ny toerana mahalò ny nofo,+ ary tsy mety afa-po koa ny mason’olombelona.+ Mpitoriteny 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay tia volafotsy dia tsy ho afa-po amin’izay volafotsy ananany. Ary izay tia harena koa tsy ho afa-po amin’izay harena azony.+ Zava-poana koa izany.+
20 Samy tsy mety voky na ny Fasana* na ny toerana mahalò ny nofo,+ ary tsy mety afa-po koa ny mason’olombelona.+
10 Izay tia volafotsy dia tsy ho afa-po amin’izay volafotsy ananany. Ary izay tia harena koa tsy ho afa-po amin’izay harena azony.+ Zava-poana koa izany.+