Salamo 39:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+ Lioka 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hilaza amin’ny tenako aho+ hoe: “Ralehilahy ô, manana zava-tsoa maro voatahiry ho amin’ny taona maro ianao. Mialà sasatra, mihinàna, misotroa, mifalia.”’+
6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+
19 Dia hilaza amin’ny tenako aho+ hoe: “Ralehilahy ô, manana zava-tsoa maro voatahiry ho amin’ny taona maro ianao. Mialà sasatra, mihinàna, misotroa, mifalia.”’+