Ohabolana 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aleo mahantra nefa tsy mivadika,+ toy izay mpandaingalainga, na tsisy saina.+ Ohabolana 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aleo olo-mahantra tsy mivadika toy izay olona fetsifetsy, na dia manankarena aza.+ Mpitoriteny 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+
15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+