FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nasesiky ny fitiavan-tena+ ireo olona samihafa firenena+ teo anivon’izy ireo, ka naniry mafy hihinana sakafo hafa. Ary nitomany indray ny zanak’Israely hoe: “Iza no hanome hena hohaninay?+

  • Jakoba 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maniry hahazo ianareo, nefa tsy manana ihany. Mamono olona+ sy mitsiriritra+ foana ianareo, nefa tsy mety mahazo ihany. Mifanditra+ sy miady foana ianareo. Tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara