Genesisy 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy ireo: “Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny.” Koa hoy i Josefa: “Tsy Andriamanitra ve no mahalaza ny hevitry ny nofy?+ Mba tantarao amiko kely ilay izy.” 2 Petera 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fantatrareo voalohany indrindra fa tsy misy faminaniana ao amin’ny Soratra Masina avy amin’ny hevitr’olona,+
8 Dia hoy ireo: “Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny.” Koa hoy i Josefa: “Tsy Andriamanitra ve no mahalaza ny hevitry ny nofy?+ Mba tantarao amiko kely ilay izy.”
20 Fantatrareo voalohany indrindra fa tsy misy faminaniana ao amin’ny Soratra Masina avy amin’ny hevitr’olona,+