Ohabolana 14:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ao am-pon’ny mahira-tsaina no misy fahendrena,+ ary eo amin’ny tsisy saina no ahalalana fahendrena. Ohabolana 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+ Mpitoriteny 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Niezaka tamin’ny foko manontolo aho+ mba hamantatra sy handinika ary hikaroka ny fahendrena+ sy ny anton-javatra,+ ary mba hamantatra ny maha ratsy ny hadalana sy ny maha hadalana ny fahaverezan-tsaina.+
33 Ao am-pon’ny mahira-tsaina no misy fahendrena,+ ary eo amin’ny tsisy saina no ahalalana fahendrena.
17 Aoka ianao hanongilan-tsofina sy hihaino ny tenin’ny hendry,+ mba hitandreman’ny fonao ny fahalalana avy amiko.+
25 Niezaka tamin’ny foko manontolo aho+ mba hamantatra sy handinika ary hikaroka ny fahendrena+ sy ny anton-javatra,+ ary mba hamantatra ny maha ratsy ny hadalana sy ny maha hadalana ny fahaverezan-tsaina.+