Ohabolana 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Amin’ny tsisy saina dia toy ny kilalao ny fitondran-tena baranahiny,+ fa natao ho an’ny olona mahay manavaka kosa ny fahendrena.+ Ohabolana 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mampisy fifandirana ny tenin’ny tsisy saina,+ ary mahatonga azy ho voakapoka ny vavany.+ 1 Petera 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa satria tsy miara-mihazakazaka aminy intsony ho amin’izany honahonan’ny filibana izany ianareo,+ dia very hevitra izy ka manevateva anareo+ tsy misy farany.
23 Amin’ny tsisy saina dia toy ny kilalao ny fitondran-tena baranahiny,+ fa natao ho an’ny olona mahay manavaka kosa ny fahendrena.+
4 Koa satria tsy miara-mihazakazaka aminy intsony ho amin’izany honahonan’ny filibana izany ianareo,+ dia very hevitra izy ka manevateva anareo+ tsy misy farany.