Eksodosy 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tatỳ aoriana, dia maty i Josefa+ sy ny rahalahiny rehetra ary izany taranaka rehetra izany. Salamo 89:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Tsarovy fa fohy ihany ange ny androm-piainako e!+Dia ho very maina fotsiny ve ny namoronanao ny zanak’olombelona rehetra?+ Salamo 90:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+ Mpitoriteny 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+ Zakaria 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Aiza izao ny razanareo?+ Ary ny mpaminany,+ velona mandrakizay ve ireny?
47 Tsarovy fa fohy ihany ange ny androm-piainako e!+Dia ho very maina fotsiny ve ny namoronanao ny zanak’olombelona rehetra?+
10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+
7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+